plt_tn/eph/02/17.md

773 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly miteny ireo mpino Efesiana fa ireo mpino Jentilisa amin'izao koa dia nampiraisina tamin'ireo apostoly Jiosy sy mpaminany; tempolin'Andriamanitra ao amin'ny fanahy izy ireo.

nitory fihavanana

''nanambara ny filazantsaran'ny fihavanana'' na ''nilaza ny filazantsaran'ny fihavanana''

anareo izay lavitra

Ity dia maneho ireo Jentilisa na tsy Jiosy.

ireo izay akaiky

Ity dia maneho ireo Jiosy.

Fa amin'ny alalan'i Jesosy no hananantsika roa tonta fifandraisana

Eto ny ''roa tonta'' dia maneho an'i Paoly, ny mpino Jiosy, sy ny Jiosy tsy mpino.

amin'ny Fanahy iray

Ireo mpino rehetra, Jiosy sy Jentilisa, dia nomena ny fahafahana hiditra ao amin'ny fanatrehan'Andriamanitra ilay Ray amin'ny Fanahy Masina iray ihany.