plt_tn/eph/02/17.md

24 lines
773 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly miteny ireo mpino Efesiana fa ireo mpino Jentilisa amin'izao koa dia nampiraisina tamin'ireo apostoly Jiosy sy mpaminany; tempolin'Andriamanitra ao amin'ny fanahy izy ireo.
# nitory fihavanana
''nanambara ny filazantsaran'ny fihavanana'' na ''nilaza ny filazantsaran'ny fihavanana''
# anareo izay lavitra
Ity dia maneho ireo Jentilisa na tsy Jiosy.
# ireo izay akaiky
Ity dia maneho ireo Jiosy.
# Fa amin'ny alalan'i Jesosy no hananantsika roa tonta fifandraisana
Eto ny ''roa tonta'' dia maneho an'i Paoly, ny mpino Jiosy, sy ny Jiosy tsy mpino.
# amin'ny Fanahy iray
Ireo mpino rehetra, Jiosy sy Jentilisa, dia nomena ny fahafahana hiditra ao amin'ny fanatrehan'Andriamanitra ilay Ray amin'ny Fanahy Masina iray ihany.