plt_tn/ecc/12/05.md

20 lines
563 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny fomba fiteniny ny mpnoratra.
# tsy mandaitra ireo faniriana voajanahary
D.H: "'Rehefa tsy maniry intsony izay vita voajanahary ny olona"
# mamelana ny hazo amygdala
Ny "hazo amygdala" dia hazo izay mamoy voninkazo fotsy amin'ny ririnina.
# Mandeha any amin'ny tranony mandrakizay ny lehilahy
Ity dia maneho fahafatesana.
# midina an-dalambe ireo mpisaona.
Mety midika 1) fa midina andalam-be ireo mpisaona miandry fandevenana, na 2) midina andalam-be ireo mpisaona mankany an-tranon'ilay olona izay maty.