plt_tn/ecc/12/05.md

563 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny fomba fiteniny ny mpnoratra.

tsy mandaitra ireo faniriana voajanahary

D.H: "'Rehefa tsy maniry intsony izay vita voajanahary ny olona"

mamelana ny hazo amygdala

Ny "hazo amygdala" dia hazo izay mamoy voninkazo fotsy amin'ny ririnina.

Mandeha any amin'ny tranony mandrakizay ny lehilahy

Ity dia maneho fahafatesana.

midina an-dalambe ireo mpisaona.

Mety midika 1) fa midina andalam-be ireo mpisaona miandry fandevenana, na 2) midina andalam-be ireo mpisaona mankany an-tranon'ilay olona izay maty.