# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny fomba fiteniny ny mpnoratra. # tsy mandaitra ireo faniriana voajanahary D.H: "'Rehefa tsy maniry intsony izay vita voajanahary ny olona" # mamelana ny hazo amygdala Ny "hazo amygdala" dia hazo izay mamoy voninkazo fotsy amin'ny ririnina. # Mandeha any amin'ny tranony mandrakizay ny lehilahy Ity dia maneho fahafatesana. # midina an-dalambe ireo mpisaona. Mety midika 1) fa midina andalam-be ireo mpisaona miandry fandevenana, na 2) midina andalam-be ireo mpisaona mankany an-tranon'ilay olona izay maty.