plt_tn/ecc/10/13.md

20 lines
700 B
Markdown

# Tahaka ny teny manomboka mikoriana avy eo am-bavan'ny adala
D.H: "Tahaka ny adala manomboka miteny"
# amin'ny farany ny vavany dia hikoriana fahaverezan-tsaina ratsy.
D.H: "rehefa vita ny resany, dia miresaka fahaverezan-tsaina ratsy izy."
# Ny adala mampitombo teny
D.H "Ny adala mitazona ny firesany"
# fa tsy misy mahafantatra izay ho avy
Ity dia manamafy fa tsy misy na iray mahalala izay hitranga amin'ny hoavy. D.H: "Tsy miy na iray hiteny aminy izay ho avy."
# Iza no mahalala izay tamy avy ao aoriany?
Ny mpanoratra dia mametraka ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy misy na iray mahalala izay hitranga amin'ny hoavy. D.H: "Tsy misy na ray mahalala izay tamy avy aoriany."