plt_tn/ecc/10/13.md

700 B

Tahaka ny teny manomboka mikoriana avy eo am-bavan'ny adala

D.H: "Tahaka ny adala manomboka miteny"

amin'ny farany ny vavany dia hikoriana fahaverezan-tsaina ratsy.

D.H: "rehefa vita ny resany, dia miresaka fahaverezan-tsaina ratsy izy."

Ny adala mampitombo teny

D.H "Ny adala mitazona ny firesany"

fa tsy misy mahafantatra izay ho avy

Ity dia manamafy fa tsy misy na iray mahalala izay hitranga amin'ny hoavy. D.H: "Tsy miy na iray hiteny aminy izay ho avy."

Iza no mahalala izay tamy avy ao aoriany?

Ny mpanoratra dia mametraka ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy misy na iray mahalala izay hitranga amin'ny hoavy. D.H: "Tsy misy na ray mahalala izay tamy avy aoriany."