# Tahaka ny teny manomboka mikoriana avy eo am-bavan'ny adala D.H: "Tahaka ny adala manomboka miteny" # amin'ny farany ny vavany dia hikoriana fahaverezan-tsaina ratsy. D.H: "rehefa vita ny resany, dia miresaka fahaverezan-tsaina ratsy izy." # Ny adala mampitombo teny D.H "Ny adala mitazona ny firesany" # fa tsy misy mahafantatra izay ho avy Ity dia manamafy fa tsy misy na iray mahalala izay hitranga amin'ny hoavy. D.H: "Tsy miy na iray hiteny aminy izay ho avy." # Iza no mahalala izay tamy avy ao aoriany? Ny mpanoratra dia mametraka ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy misy na iray mahalala izay hitranga amin'ny hoavy. D.H: "Tsy misy na ray mahalala izay tamy avy aoriany."