plt_tn/ecc/10/12.md

12 lines
361 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nitohy ny Ohabolana.
# Ireo tenin'ny vavan'ny olon-kendry dia hatsaram-panahy
D.H: "Ireo zavatra izay lazain'ny olon-kendry dia hatsaram-panahy"
# ny molotry ny adala dia mitelina azy ihany.
Eto ny teny "mitelina" dia manana dikany amin'ny fapotehina. D.H: "Ireo zavatra izay lazain'ny adala dia mamotika ny tenany."