# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nitohy ny Ohabolana. # Ireo tenin'ny vavan'ny olon-kendry dia hatsaram-panahy D.H: "Ireo zavatra izay lazain'ny olon-kendry dia hatsaram-panahy" # ny molotry ny adala dia mitelina azy ihany. Eto ny teny "mitelina" dia manana dikany amin'ny fapotehina. D.H: "Ireo zavatra izay lazain'ny adala dia mamotika ny tenany."