361 B
361 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nitohy ny Ohabolana.
Ireo tenin'ny vavan'ny olon-kendry dia hatsaram-panahy
D.H: "Ireo zavatra izay lazain'ny olon-kendry dia hatsaram-panahy"
ny molotry ny adala dia mitelina azy ihany.
Eto ny teny "mitelina" dia manana dikany amin'ny fapotehina. D.H: "Ireo zavatra izay lazain'ny adala dia mamotika ny tenany."