plt_tn/ecc/10/01.md

16 lines
567 B
Markdown

# Toy ireo fatin-dalitra... fahadalana kely
Tahaka ny lalitra manimba fofona, ka ny adala manimba ny lazan'olona amin'ny fahendrena sy fankatoavana.
# Ny fon'ny olon-kendry... ny fon'ny adala
Eto ny teny "fo" dia maneho saina na olona. D.H: "Ny fomba hisainan'ny olo-kendry... ny fomba hisainan'ny adala."
# mirona miankavanana... mirona miankavia
Eto ny teny "ankavanana" sy "ankavia" dia mirona maneho izay tsara sy ratsy. D.H: "mirona makany amin'ny fanaovana izay tsara... mirona mankany amin'ny fanaovana izay ratsy.
# tsy ampy saina izy
D.H: "adala izy"