plt_tn/ecc/10/01.md

567 B

Toy ireo fatin-dalitra... fahadalana kely

Tahaka ny lalitra manimba fofona, ka ny adala manimba ny lazan'olona amin'ny fahendrena sy fankatoavana.

Ny fon'ny olon-kendry... ny fon'ny adala

Eto ny teny "fo" dia maneho saina na olona. D.H: "Ny fomba hisainan'ny olo-kendry... ny fomba hisainan'ny adala."

mirona miankavanana... mirona miankavia

Eto ny teny "ankavanana" sy "ankavia" dia mirona maneho izay tsara sy ratsy. D.H: "mirona makany amin'ny fanaovana izay tsara... mirona mankany amin'ny fanaovana izay ratsy.

tsy ampy saina izy

D.H: "adala izy"