# Toy ireo fatin-dalitra... fahadalana kely Tahaka ny lalitra manimba fofona, ka ny adala manimba ny lazan'olona amin'ny fahendrena sy fankatoavana. # Ny fon'ny olon-kendry... ny fon'ny adala Eto ny teny "fo" dia maneho saina na olona. D.H: "Ny fomba hisainan'ny olo-kendry... ny fomba hisainan'ny adala." # mirona miankavanana... mirona miankavia Eto ny teny "ankavanana" sy "ankavia" dia mirona maneho izay tsara sy ratsy. D.H: "mirona makany amin'ny fanaovana izay tsara... mirona mankany amin'ny fanaovana izay ratsy. # tsy ampy saina izy D.H: "adala izy"