plt_tn/ecc/08/01.md

386 B

Iza no olon-kendry? Iza no mahalala ny dikan'ireo zava-miseho eo amin'ny fiainana?

Ny mpanoratra dia mangataka ireo ho fitariham-panontaniana hanomezana valiny amin'izay lazainy manaraka.

mahatonga ny tavany ho miramirana

Ity dia midika fa ny tavan'olona dia hampiseho fa manana fahendrena izy. D.H: "miseho amin'ny endriny"

hamafin'ny tavany.

D.H: "ny hasarotan'ny endriny"