plt_tn/ecc/08/01.md

12 lines
386 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Iza no olon-kendry? Iza no mahalala ny dikan'ireo zava-miseho eo amin'ny fiainana?
Ny mpanoratra dia mangataka ireo ho fitariham-panontaniana hanomezana valiny amin'izay lazainy manaraka.
# mahatonga ny tavany ho miramirana
Ity dia midika fa ny tavan'olona dia hampiseho fa manana fahendrena izy. D.H: "miseho amin'ny endriny"
# hamafin'ny tavany.
D.H: "ny hasarotan'ny endriny"