# Iza no olon-kendry? Iza no mahalala ny dikan'ireo zava-miseho eo amin'ny fiainana? Ny mpanoratra dia mangataka ireo ho fitariham-panontaniana hanomezana valiny amin'izay lazainy manaraka. # mahatonga ny tavany ho miramirana Ity dia midika fa ny tavan'olona dia hampiseho fa manana fahendrena izy. D.H: "miseho amin'ny endriny" # hamafin'ny tavany. D.H: "ny hasarotan'ny endriny"