plt_tn/ecc/07/23.md

20 lines
694 B
Markdown

# Ireo rehetra ireo dia efa voaporofoko
"Ireo rehetra izay efa voasoratro mahakasika izay efa voaporofoko"
# nihoatra ny tokony ho izy izany
"izany dia ivelan'ny fahaizako mba hanakarana"
# Ny fahendrena dia lavitra sy lalina
Ny fahendrena dia sarotra tazomina. Raha nisy fahatakarana izany, dia voafetra. Izany dia mitaky halalinan-tsaina mihoatra ny mpanoratra mahay. D.H: "sarotra takarina"
# Iza no afaka hahita izany?
Ny mpanoratra dia mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana ny hasarotan'ny fanakarana fahendrena. D.H: ""tsy misy na iray afaka hanakatra izany."
# Nanova ny foko aho
Eto ny teny "fo" dia manambara saina. D.H: "Nanova ny saiko aho" na "nanapa-kevitra aho"