plt_tn/ecc/07/23.md

694 B

Ireo rehetra ireo dia efa voaporofoko

"Ireo rehetra izay efa voasoratro mahakasika izay efa voaporofoko"

nihoatra ny tokony ho izy izany

"izany dia ivelan'ny fahaizako mba hanakarana"

Ny fahendrena dia lavitra sy lalina

Ny fahendrena dia sarotra tazomina. Raha nisy fahatakarana izany, dia voafetra. Izany dia mitaky halalinan-tsaina mihoatra ny mpanoratra mahay. D.H: "sarotra takarina"

Iza no afaka hahita izany?

Ny mpanoratra dia mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana ny hasarotan'ny fanakarana fahendrena. D.H: ""tsy misy na iray afaka hanakatra izany."

Nanova ny foko aho

Eto ny teny "fo" dia manambara saina. D.H: "Nanova ny saiko aho" na "nanapa-kevitra aho"