# Ireo rehetra ireo dia efa voaporofoko "Ireo rehetra izay efa voasoratro mahakasika izay efa voaporofoko" # nihoatra ny tokony ho izy izany "izany dia ivelan'ny fahaizako mba hanakarana" # Ny fahendrena dia lavitra sy lalina Ny fahendrena dia sarotra tazomina. Raha nisy fahatakarana izany, dia voafetra. Izany dia mitaky halalinan-tsaina mihoatra ny mpanoratra mahay. D.H: "sarotra takarina" # Iza no afaka hahita izany? Ny mpanoratra dia mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana ny hasarotan'ny fanakarana fahendrena. D.H: ""tsy misy na iray afaka hanakatra izany." # Nanova ny foko aho Eto ny teny "fo" dia manambara saina. D.H: "Nanova ny saiko aho" na "nanapa-kevitra aho"