plt_tn/ecc/06/03.md

28 lines
768 B
Markdown

# lehilahy manana zanaka an-jatony
D.H: "manan-janaka 100"
# taona maro, mba ho maro ny andron'ireo taonany,
Ire andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny anakapobeny ary natambatra ho fanamafisana.
# tsy afa-po amin'ny tsara ny fony
D.H: "tsy afa-po amin'ireo zavatra tsara izy"
# tsy alevina am-boninahitra izy
Mety midika 1) "tsy misy na iray mandevina azy" na 2) "tsy misy na iray mandevina azy araka ny tokony ho izy."
# na ny zaza teraka amin'ny zava-poana
D.H: "na ny zaza teraka amin'ny tsy antony"
# maty ao amin'ny haizina
Eto ny teny "haizina" azo anehoana amin'ny tontolon'ny fahafatesana na zavatra saro-takarina. D.H: "maty tsy misy fanazavana"
# mitoetra ho fanafina ny anarany.
D.H: "tsy misy na iray aza mahalala ny anarany"