# lehilahy manana zanaka an-jatony D.H: "manan-janaka 100" # taona maro, mba ho maro ny andron'ireo taonany, Ire andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny anakapobeny ary natambatra ho fanamafisana. # tsy afa-po amin'ny tsara ny fony D.H: "tsy afa-po amin'ireo zavatra tsara izy" # tsy alevina am-boninahitra izy Mety midika 1) "tsy misy na iray mandevina azy" na 2) "tsy misy na iray mandevina azy araka ny tokony ho izy." # na ny zaza teraka amin'ny zava-poana D.H: "na ny zaza teraka amin'ny tsy antony" # maty ao amin'ny haizina Eto ny teny "haizina" azo anehoana amin'ny tontolon'ny fahafatesana na zavatra saro-takarina. D.H: "maty tsy misy fanazavana" # mitoetra ho fanafina ny anarany. D.H: "tsy misy na iray aza mahalala ny anarany"