plt_tn/ecc/06/03.md

768 B

lehilahy manana zanaka an-jatony

D.H: "manan-janaka 100"

taona maro, mba ho maro ny andron'ireo taonany,

Ire andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny anakapobeny ary natambatra ho fanamafisana.

tsy afa-po amin'ny tsara ny fony

D.H: "tsy afa-po amin'ireo zavatra tsara izy"

tsy alevina am-boninahitra izy

Mety midika 1) "tsy misy na iray mandevina azy" na 2) "tsy misy na iray mandevina azy araka ny tokony ho izy."

na ny zaza teraka amin'ny zava-poana

D.H: "na ny zaza teraka amin'ny tsy antony"

maty ao amin'ny haizina

Eto ny teny "haizina" azo anehoana amin'ny tontolon'ny fahafatesana na zavatra saro-takarina. D.H: "maty tsy misy fanazavana"

mitoetra ho fanafina ny anarany.

D.H: "tsy misy na iray aza mahalala ny anarany"