plt_tn/ecc/05/08.md

24 lines
610 B
Markdown

# ampahoriana sy robaina ny mahantra,
D.H: "fahantran'ny olona mahanitra sy ny fandrobana azy ireo"
# fitondrana marina sy mahitsy
Ny teny "marina" sy "mahitsy" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary maneho amin'ny mpanjaka ny fitondrana ireo olona mendrika. D.H: "fitondrana tsara."
# aza gaga
"aza gaga"
# misy olona mahery
D.H: "misy olona amin'ny fahefana"
# misy olona ambony kokoa aza manapaka azy ireo.
Misy olon-kafa izay manjaka eo amin'izy ireo eo amin'ny fahefana. D.H: "olona ambony fahefana koko noho izy ireo."
# ny vokatra amin'ireo saha.
D.H: "sakafo izay vokarin'ny tany"