plt_tn/ecc/05/08.md

610 B

ampahoriana sy robaina ny mahantra,

D.H: "fahantran'ny olona mahanitra sy ny fandrobana azy ireo"

fitondrana marina sy mahitsy

Ny teny "marina" sy "mahitsy" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary maneho amin'ny mpanjaka ny fitondrana ireo olona mendrika. D.H: "fitondrana tsara."

aza gaga

"aza gaga"

misy olona mahery

D.H: "misy olona amin'ny fahefana"

misy olona ambony kokoa aza manapaka azy ireo.

Misy olon-kafa izay manjaka eo amin'izy ireo eo amin'ny fahefana. D.H: "olona ambony fahefana koko noho izy ireo."

ny vokatra amin'ireo saha.

D.H: "sakafo izay vokarin'ny tany"