# ampahoriana sy robaina ny mahantra, D.H: "fahantran'ny olona mahanitra sy ny fandrobana azy ireo" # fitondrana marina sy mahitsy Ny teny "marina" sy "mahitsy" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary maneho amin'ny mpanjaka ny fitondrana ireo olona mendrika. D.H: "fitondrana tsara." # aza gaga "aza gaga" # misy olona mahery D.H: "misy olona amin'ny fahefana" # misy olona ambony kokoa aza manapaka azy ireo. Misy olon-kafa izay manjaka eo amin'izy ireo eo amin'ny fahefana. D.H: "olona ambony fahefana koko noho izy ireo." # ny vokatra amin'ireo saha. D.H: "sakafo izay vokarin'ny tany"