plt_tn/ecc/04/15.md

16 lines
607 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Fa tsy ny fisafidianana tanora hendry, ny olona no misafidy ny zanakin'ny mpanjaka izay mety tsy ho hendry akory.
# velona sy mandeha
Ny teny "velona" sy "mandeha" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary nantambatra ho fanasongadinana.
# Tsy misy fiafarana ho an'ny olona rehetra
D.H: "eto dia maro be ny olona"
# Entona tokoa izany toe-javatra izany ary fikasana hanohitra ny rivotra.
"zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.