plt_tn/ecc/04/15.md

607 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Fa tsy ny fisafidianana tanora hendry, ny olona no misafidy ny zanakin'ny mpanjaka izay mety tsy ho hendry akory.

velona sy mandeha

Ny teny "velona" sy "mandeha" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary nantambatra ho fanasongadinana.

Tsy misy fiafarana ho an'ny olona rehetra

D.H: "eto dia maro be ny olona"

Entona tokoa izany toe-javatra izany ary fikasana hanohitra ny rivotra.

"zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.