# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Fa tsy ny fisafidianana tanora hendry, ny olona no misafidy ny zanakin'ny mpanjaka izay mety tsy ho hendry akory. # velona sy mandeha Ny teny "velona" sy "mandeha" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary nantambatra ho fanasongadinana. # Tsy misy fiafarana ho an'ny olona rehetra D.H: "eto dia maro be ny olona" # Entona tokoa izany toe-javatra izany ary fikasana hanohitra ny rivotra. "zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.