plt_tn/ecc/02/21.md

716 B

loza lehibe

"loza lehibe"

Fa inona no tombon-tsoa azon'ny olona izay miasa mafy sy miezaka manao amin'ny fony ireo asany eo ambany masoandro?

D.H: "Fa ny olona izay miasa mafy sy miezaka manatanteraka ny asany amin'ny fony eo ambany masoandro dia tsy hahazo tombo-tsoa."

miasa mafy sy miezaka manao amin'ny fony

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manasongadina izay fahamafisan'ny olona miasa.

miezaka amin'ny fony

D.H: "miezaka hahay"

maharary sady mampiady saina

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy izay hasarotan'ny asan'ny olona.

tsy mahita fitsaharana ny fanahiny

D.H: "tsy mitsahatra ny sainy" na "manahy hatrany izy"