plt_tn/ecc/02/21.md

24 lines
716 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# loza lehibe
"loza lehibe"
# Fa inona no tombon-tsoa azon'ny olona izay miasa mafy sy miezaka manao amin'ny fony ireo asany eo ambany masoandro?
D.H: "Fa ny olona izay miasa mafy sy miezaka manatanteraka ny asany amin'ny fony eo ambany masoandro dia tsy hahazo tombo-tsoa."
# miasa mafy sy miezaka manao amin'ny fony
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manasongadina izay fahamafisan'ny olona miasa.
# miezaka amin'ny fony
D.H: "miezaka hahay"
# maharary sady mampiady saina
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy izay hasarotan'ny asan'ny olona.
# tsy mahita fitsaharana ny fanahiny
D.H: "tsy mitsahatra ny sainy" na "manahy hatrany izy"