# loza lehibe "loza lehibe" # Fa inona no tombon-tsoa azon'ny olona izay miasa mafy sy miezaka manao amin'ny fony ireo asany eo ambany masoandro? D.H: "Fa ny olona izay miasa mafy sy miezaka manatanteraka ny asany amin'ny fony eo ambany masoandro dia tsy hahazo tombo-tsoa." # miasa mafy sy miezaka manao amin'ny fony Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manasongadina izay fahamafisan'ny olona miasa. # miezaka amin'ny fony D.H: "miezaka hahay" # maharary sady mampiady saina Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy izay hasarotan'ny asan'ny olona. # tsy mahita fitsaharana ny fanahiny D.H: "tsy mitsahatra ny sainy" na "manahy hatrany izy"