plt_tn/ecc/02/07.md

12 lines
450 B
Markdown

# nanana andevo teraka tao an-dapako aho
D.H: "nanana andevo izay teraka teo amin'ny lapako aho." na "Niteraka zaza ireo andevoko ary lasa andevo ihany koa izy ireo."
# ny haren'ireo mpanjaka sy ireo faritany
Ity dia maneho ilay volamena sy harena izay manodidina ny firenena voatery nandoha tamin'ny mpanjakan'Iseraely.
# ireo fahafinaretan'ny zanak'olombelona,vaditsindrano
D.H: "Tena tiako ireo vadiko ary vaditsindrano, ho an'ireo lehilahy'