plt_tn/ecc/02/07.md

450 B

nanana andevo teraka tao an-dapako aho

D.H: "nanana andevo izay teraka teo amin'ny lapako aho." na "Niteraka zaza ireo andevoko ary lasa andevo ihany koa izy ireo."

ny haren'ireo mpanjaka sy ireo faritany

Ity dia maneho ilay volamena sy harena izay manodidina ny firenena voatery nandoha tamin'ny mpanjakan'Iseraely.

ireo fahafinaretan'ny zanak'olombelona,vaditsindrano

D.H: "Tena tiako ireo vadiko ary vaditsindrano, ho an'ireo lehilahy'