# nanana andevo teraka tao an-dapako aho D.H: "nanana andevo izay teraka teo amin'ny lapako aho." na "Niteraka zaza ireo andevoko ary lasa andevo ihany koa izy ireo." # ny haren'ireo mpanjaka sy ireo faritany Ity dia maneho ilay volamena sy harena izay manodidina ny firenena voatery nandoha tamin'ny mpanjakan'Iseraely. # ireo fahafinaretan'ny zanak'olombelona,vaditsindrano D.H: "Tena tiako ireo vadiko ary vaditsindrano, ho an'ireo lehilahy'