plt_tn/deu/33/03.md

706 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely izay nanomboka tao amin'ny 33:1; ataon'i Mosesy miendrika tononkalo fohy ilay tso-drano.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Sarotra takarina ireto andalana ireto.

ireo vahoaka

"ireo vahoakan'Israely"

ireo anjeliny masina rehetra dia eo an-tananao avokoa ... eo an-tongotrao ... ny teninao

Yaveh no teneina eto. DH: "Ireo anjely masin'i Yaveh rehetra dia eo an-tanany ... eo an-tongony ... ny teniny"

ireo anjeliny masina rehetra dia eo an-tananao avokoa

Ny tanana dia sarinteny ho an'ny hoe fahefana sy fiarovana. DH: "miaro ny anjeliny masina rehetra Ianao"

lova

"fananana" na "fananana sarobidy"