# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely izay nanomboka tao amin'ny 33:1; ataon'i Mosesy miendrika tononkalo fohy ilay tso-drano. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Sarotra takarina ireto andalana ireto. # ireo vahoaka "ireo vahoakan'Israely" # ireo anjeliny masina rehetra dia eo an-tananao avokoa ... eo an-tongotrao ... ny teninao Yaveh no teneina eto. DH: "Ireo anjely masin'i Yaveh rehetra dia eo an-tanany ... eo an-tongony ... ny teniny" # ireo anjeliny masina rehetra dia eo an-tananao avokoa Ny tanana dia sarinteny ho an'ny hoe fahefana sy fiarovana. DH: "miaro ny anjeliny masina rehetra Ianao" # lova "fananana" na "fananana sarobidy"