plt_tn/deu/33/03.md

24 lines
706 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely izay nanomboka tao amin'ny 33:1; ataon'i Mosesy miendrika tononkalo fohy ilay tso-drano.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Sarotra takarina ireto andalana ireto.
# ireo vahoaka
"ireo vahoakan'Israely"
# ireo anjeliny masina rehetra dia eo an-tananao avokoa ... eo an-tongotrao ... ny teninao
Yaveh no teneina eto. DH: "Ireo anjely masin'i Yaveh rehetra dia eo an-tanany ... eo an-tongony ... ny teniny"
# ireo anjeliny masina rehetra dia eo an-tananao avokoa
Ny tanana dia sarinteny ho an'ny hoe fahefana sy fiarovana. DH: "miaro ny anjeliny masina rehetra Ianao"
# lova
"fananana" na "fananana sarobidy"