plt_tn/deu/32/50.md

554 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh mamarana miresaka amin'i Mosesy.

ho voahangona eo amin'ireo vahoakanao

Ity dia fomba mihaja hilazana fa ny fanahin'i Mosesy dia hamonjy ny fanahin'ireo havany any amin'ny tanin'ny maty. DH: "hamonjy an'ireo razambenao izay maty talohanao"

Tendrombohitra Hora

Ity dia anaran-tendrombohitra any amin'ny sisin'i Edoma.

Meriba

Ity dia anaran'ilay toerana any an'efitra izay tsy nankatoavan'i Mosesy an'Andriamanitra.

tany efitr'i Zina

Ity dia anaran-tany efitra any amin'ny sisiny atsimon'i Joda.