# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh mamarana miresaka amin'i Mosesy. # ho voahangona eo amin'ireo vahoakanao Ity dia fomba mihaja hilazana fa ny fanahin'i Mosesy dia hamonjy ny fanahin'ireo havany any amin'ny tanin'ny maty. DH: "hamonjy an'ireo razambenao izay maty talohanao" # Tendrombohitra Hora Ity dia anaran-tendrombohitra any amin'ny sisin'i Edoma. # Meriba Ity dia anaran'ilay toerana any an'efitra izay tsy nankatoavan'i Mosesy an'Andriamanitra. # tany efitr'i Zina Ity dia anaran-tany efitra any amin'ny sisiny atsimon'i Joda.