plt_tn/deu/32/50.md

20 lines
554 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh mamarana miresaka amin'i Mosesy.
# ho voahangona eo amin'ireo vahoakanao
Ity dia fomba mihaja hilazana fa ny fanahin'i Mosesy dia hamonjy ny fanahin'ireo havany any amin'ny tanin'ny maty. DH: "hamonjy an'ireo razambenao izay maty talohanao"
# Tendrombohitra Hora
Ity dia anaran-tendrombohitra any amin'ny sisin'i Edoma.
# Meriba
Ity dia anaran'ilay toerana any an'efitra izay tsy nankatoavan'i Mosesy an'Andriamanitra.
# tany efitr'i Zina
Ity dia anaran-tany efitra any amin'ny sisiny atsimon'i Joda.