plt_tn/deu/32/35.md

872 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Ity no faran'ny filazan'i Mosesy ny tenin'i Yaveh izay nanomboka tao amin'ny 32:19.

Ahy ny famaliana, sy ny fampanodiavana

Ny teny hoe "famaliana" sy "fampanodiavana" dia mitovy hevitra. DH: "hamalifaty sy hanasazy an'ireo fahavalon'Israely Aho"

fampanodiavana

fanasaziana na famaliana olona iray nohon'ny zavatra izay vitany

hahasolafaka ny tongotr'izy ireo

nisy zavatra ratsy nitranga tamin'izy ireo. DH: "tsy afa-manoatra izy ireo"

andro hahitan'izy ireo loza

"fotoana ho Ahy handravana azy ireo"

ary hitranga faingana ireo zavatra voatendry ho azy ireo

Yaveh dia miresaka an'ireo zavatra ratsy izay hitranga amin'ireo fahavalony toy ny hoe vahoaka mihazakazaka am-paharisihana mba hanasazy azy ireo zavatra ratsy. DH: "ary hanasazy aingana azy ireo Aho"