# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Ity no faran'ny filazan'i Mosesy ny tenin'i Yaveh izay nanomboka tao amin'ny 32:19. # Ahy ny famaliana, sy ny fampanodiavana Ny teny hoe "famaliana" sy "fampanodiavana" dia mitovy hevitra. DH: "hamalifaty sy hanasazy an'ireo fahavalon'Israely Aho" # fampanodiavana fanasaziana na famaliana olona iray nohon'ny zavatra izay vitany # hahasolafaka ny tongotr'izy ireo nisy zavatra ratsy nitranga tamin'izy ireo. DH: "tsy afa-manoatra izy ireo" # andro hahitan'izy ireo loza "fotoana ho Ahy handravana azy ireo" # ary hitranga faingana ireo zavatra voatendry ho azy ireo Yaveh dia miresaka an'ireo zavatra ratsy izay hitranga amin'ireo fahavalony toy ny hoe vahoaka mihazakazaka am-paharisihana mba hanasazy azy ireo zavatra ratsy. DH: "ary hanasazy aingana azy ireo Aho"