plt_tn/deu/32/19.md

16 lines
415 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.
# ny zanany lahy sy vavy
Ity dia maneho ny vahoakan'Israely izay nomen'i Yaveh aina sy nataony ho firenena.
# hanafina ny tavako amin'izy ireo Aho
Fomba fiteny ity. DH: "hivily amin'izy ireo Aho" na "hitsahatra tsy hanampy azy ireo Aho"
# ho hitako eo izay hiafaran'izy ireo
"ho hitako izay mitranga amin'izy ireo"