# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. # ny zanany lahy sy vavy Ity dia maneho ny vahoakan'Israely izay nomen'i Yaveh aina sy nataony ho firenena. # hanafina ny tavako amin'izy ireo Aho Fomba fiteny ity. DH: "hivily amin'izy ireo Aho" na "hitsahatra tsy hanampy azy ireo Aho" # ho hitako eo izay hiafaran'izy ireo "ho hitako izay mitranga amin'izy ireo"