plt_tn/deu/32/19.md

415 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.

ny zanany lahy sy vavy

Ity dia maneho ny vahoakan'Israely izay nomen'i Yaveh aina sy nataony ho firenena.

hanafina ny tavako amin'izy ireo Aho

Fomba fiteny ity. DH: "hivily amin'izy ireo Aho" na "hitsahatra tsy hanampy azy ireo Aho"

ho hitako eo izay hiafaran'izy ireo

"ho hitako izay mitranga amin'izy ireo"