plt_tn/deu/32/03.md

28 lines
690 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.
# hitory ny anaran'i Yaveh
Fomba fiteny ity. DH: "hilaza ny hatsaran'i Yaveh"
# hanaiky ny fahalehibiazan'ny Andriamanitsika
"haka antoka hoe fantatry ny olona fa lehibe ny Andriamanitsika"
# Ilay vatolampy
Ity dia anarana izay nomen'i Mosesy an'i Yaveh, izay, toy ny vatolampy, dia matanjaka sy afaka miaro ny vahoakany.
# ny asany
"ny zavatra rehetra ataony"
# marina avokoa ny lalany rehetra
"amin'ny fomba mahitsy no hanaovany ny zavatra rehetra"
# Marina sy mahitsy Izy
Manana hevitra mitovy ireo teny roa ireo ary manamafy fa Yaveh dia manaraka ny rariny ary manao izay marina.