plt_tn/deu/32/03.md

690 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.

hitory ny anaran'i Yaveh

Fomba fiteny ity. DH: "hilaza ny hatsaran'i Yaveh"

hanaiky ny fahalehibiazan'ny Andriamanitsika

"haka antoka hoe fantatry ny olona fa lehibe ny Andriamanitsika"

Ilay vatolampy

Ity dia anarana izay nomen'i Mosesy an'i Yaveh, izay, toy ny vatolampy, dia matanjaka sy afaka miaro ny vahoakany.

ny asany

"ny zavatra rehetra ataony"

marina avokoa ny lalany rehetra

"amin'ny fomba mahitsy no hanaovany ny zavatra rehetra"

Marina sy mahitsy Izy

Manana hevitra mitovy ireo teny roa ireo ary manamafy fa Yaveh dia manaraka ny rariny ary manao izay marina.