plt_tn/deu/30/04.md

12 lines
362 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# Raha misy iray amin'ireo olonao natao sesitany any amin'ny toerana lavitra indrindra
"na dia ireo olonao natao sesitany izay any amin'ireo toerana lavitra indrindra aza"
# ambanin'ny lanitra
"eto an-tany"