# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # Raha misy iray amin'ireo olonao natao sesitany any amin'ny toerana lavitra indrindra "na dia ireo olonao natao sesitany izay any amin'ireo toerana lavitra indrindra aza" # ambanin'ny lanitra "eto an-tany"